|
|
|
|

Teny iditra1 tsipoy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a kind of partridge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5perdrix. [1.54]
6espèce de perdrix. [1.8]
Voambolana  7 Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  8henan-tsipoy
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  10Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02