|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsipiriany
Fototeny  2tsipiria
Sokajin-teny  3 anarana tsipiria sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo. [1.1#997]
Fanazavàna teny frantsay  5ordre, gradation. [1.3#734]
Kamban-teny rehetra  6be an-tsipiriany

Teny iditra (2/2)7 tsipiriany
Fototeny  8tsipiria
Sokajin-teny  9 anarana tsipiria sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  10Tsoriany na didin-tsavony lavalava. [1.1#997]
Fanazavàna teny frantsay  11barre de savon. [1.3#734]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09