|
|
|
|

Teny iditra1 tsipi-mirahale
Singan-teny  2tsipika, 3mira, 4hale
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7courbe isohyète. [1.13]
Voambolana  8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9soritra mirahale

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12