|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsipi-mirahalalina |
| Singan-teny | 2tsipika, 3mira, 4halalina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7courbe bathymétrique.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: soridrefitany |
| Tovy hevitra | 9soritra mirahalalina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|