|
|
|
|

Teny iditra1 tsipelina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny". [1.1]
4fomba fanoratra manaraka fitsipika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5orthographe. [1.13, 1.5]
Ohatra  6 Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. [2.445#]
7 tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117#]
Voambolana  8 Haiteny
Tovy hevitra  9fitsipipanoratana
Kamban-teny rehetra  10diso tsipelina

Fivaditsoratra  11 pañilitse, 12 tsipelina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08