|
|
|
|

Teny iditra1 tsipazana
Fototeny  2tsipy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy. [1.1]
Ohatra  5 Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona. [2.470]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10vato tsipazana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02