|
|
|
|

Teny iditra1 tsipahina
Fototeny  2tsipaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny.
5Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy.
6Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy.
7Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8à qui ou à quoi on donne un coup de pied.
9figuré: qu’on repousse, qu’on rejette. [1.3#782]
Ohatra  10 Aza tsipahina ny zandrin’ ialahy (Ne donne pas de coups de pied à ton cadet) [1.3#782]
11 tsipahin' ilay io mandrakariva ny firakofana (Celui-la repousse toujours sa couverture avec les pieds) [1.3#782]
12 Notsipahiny tsy ho zanany izy (Il l'a rejeté du nombre des ses enfants) [1.3#782]
13 Aza tsipahinao ny ray aman-dreninao rahefa antitra izy (Ne rejetez pas vos parents lorsqu'ils sont vieux [1.3#782]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12