|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsiomeroa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses).
5Musa sapientum L. 6(Musaceae). 7Banane à cuire dite en français « banane plantain ». 8Nom donné aux variétés à très gros fruits.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Ohatra |
9 tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany
[2.69#10]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: voankazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|