|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsinombina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-balala.
[1.1] |
| Ohatra |
4 raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] |
| Voambolana | 5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 6 valala |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 mibontsina, mibontsìna, 9 tsinombina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|