|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsininjo |
| Fototeny | 2tsinjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka.
5Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6regardé en bas au loin.
7sur qui on a veillé. [1.3#780] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11voatsinjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|