|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsingim-body |
| Singan-teny | 2tsingy, 3vody |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilay nofo mivohitra sy mitokana kely toy ny kambo amin' ny vodiakoho na vodivorona.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|