|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsingarangadona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany.
[1.1] |
| Ohatra |
4 tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika [2.131] |
| Voambolana | 5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|