|
|
|
|
Teny iditra
1
tsingadina
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fianjerana, fahapotrahana, ka mikodia eny amin' ny tany mihitsy.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
manatsin
ga
dina
,
5
mitsin
ga
dina
Matoantenin' ny iharana :
6
atsingadina
,
7
atsingadino
,
8
tafatsingadina
,
9
voatsingadina
Matoantenin' ny fameno :
10
anatsinga
di
nana
,
11
itsinga
di
nana
Anarana :
12
fanatsingadina
,
13
fanatsingadinana
,
14
fitsingadina
,
15
fitsingadinana
,
16
mpanatsingadina
,
17
mpitsingadina
,
18
tsingadingadina
Mpamaritra :
19
fanatsingadina
,
20
mahatsingadina
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19