|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindry ladina |
| Singan-teny | 2tsindry, 3ladina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6marcotage par couchage.
[1.13] 7Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. 8Vient de tsindry : pression, contrainte.. [1.196] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|