|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindronina |
| Fototeny | 2tsindrona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra.
5Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|