|
|
|
|

Teny iditra1 tsindrimandry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany. [1.1]
[tsindry mandry] 4fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tsindry mandry] 5vision, révélation, songe, apparition, pressentiment. [1.3]
Lahatsoratra  6Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12