|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindriana |
| Fototeny | 2tsindry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko.
5Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy. 6Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha. 7Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|