|
|
|
|

Teny iditra1 tsindretra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany.
4(Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina). [1.1]
Ohatra  5 tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[2.131]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02