|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsinaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fibontsin' ny kibo (toy ny an' ny vehivavy bevohoka)..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4protubérance du ventre.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 9tsinatsinaka |
| Fivaditsoratra | 10 antsaky, 11 antsika, 12 kiantsa, 13 sintaka, 14 tsanaky, 15 tsinaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|