|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsimponina |
| Fototeny | 2tsimpona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alaina tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin' ny tany.
5Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin' ny "tra" amin' io an-dalan-tsoratra io. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 mpisintona, 11 tsimponina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|