|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tsimondrimondry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fohy rantsan-tanana, izay sady kely no tsy tonga volana.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 tsimondrimondry |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Olona mitavozavoza, mikisinkisina.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 7 tsimondrimondry |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Karazan-kazo madinika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10(sens général : qui a les doigts amputés et déformés comme ceux des lépreux.
11Allusion à la forme du tronc, irrégulier et renflé de ces espèces crassulescentes). 12
16Il existe effectivement des Euphorbes crassulescentes à tiges charnues et irrégulières comme celles des pachypodium. 17Il est possible que le même nom leur soit donné, mais nous ne l'avons jamais constaté.. [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|