|
|
|
|

Teny iditra1 tsimbinina
Fototeny  2tsimbina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra haingana izy.
5Ampiana ary soavina: Tsimbino mandrakariva ny mahantra. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12