|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsimatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana.
4Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay. [1.1] 5fantsika, hazo. [Bezanozano] [1.78] |
| Ohatra |
6 Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana.
[2.472]
|
| Mpanahaka | 7 tsimaday |
| Teny iditra (2/2) | 8 tsimatra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10(de matra ou matsa : taquin, espiègle).
11Salacia madagascariensis subsp. 12dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). 13Arbre à fruits comestibles, agréables. 14Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. 15Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924.. [Bezanozano, Merina, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|