|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsimamindrahehitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Bibikely fahita ambany tsihy.
4Anarana ilazan' ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra ny nifiny amin' ny remby hafa rehefa manaikitra remby iray. [1.1] |
| Voambolana | 5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (2/2) | 6 tsimamindrahehitra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(Vakinankaratra) (de hehitra : morsure ; cette expression populaire : tsy mamindra hehitra, veut dire : ne pas démordre).
9Ce serait aussi le nom d'une Composée d'après Grandidier. 10Probablement une espèce à graines très adhérentes. 11Peut être un Cosmos très envahissant. 12Ce nom ne semble plus en usage.. [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|