|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsimahatafitena
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3fishes with short fins. [1.2]
Voambolana  4 Haibiby: trondro
Mpanahaka  5 tsymahatafitena

Teny iditra (2/2)6 tsimahatafitena
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Anarana ilazana ny tsindrahaka raha mbola kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9a species of small winged locust. [1.2]
Voambolana  10 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  11 tsymahatafitena

Fivaditsoratra  12 tsimahatafitena, 13 tsy mahatafitena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02