|
|
|
|

Teny iditra1 tsiloly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fivalanana mandranoka rehefa voan'ny aretin-kibo.
4raha ôrganika maditidity mandrakotra ny taova sàsantsasany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5excrément huileux.
6mucus, viscose. [1.13]
Voambolana  7 Fahasalamana
Tovy hevitra  8tsilelo, tsiloniky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12