|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsiloina
Fototeny  2tsilo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra.
5Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 tsiloina
Fototeny  11tsilo
Sokajin-teny  12 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina. [1.1]
Ohatra  14 Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io. [2.472]

Fivaditsoratra  15 Silonita, 16 solitany, 17 tsiloina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12