|
|
|
|

Teny iditra1 tsikonina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy. [1.1]
Voambolana  4 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12