|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsikombakomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona: Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka samy hosazina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4entente pour le mal, connivence, conspiration.
[1.3#768] 5jeu des enfants se réunissant et s'amusant sous le même lamba. [1.3#768] 6conjuration, entente secrète entre plusieurs personnes, généralement pour organiser des razzias de boeufs dans d'autres villages. [1.196] |
| Ohatra |
7 Ny anarany avy no voatonontonona etsy sy eroa moa va tsy niray tsikombakomba tamin-janany.
[2.470]
|
| Voambolana | 8 Kilalao |
| Mpanahaka | 9 kaomiberaka, 10 komahay |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 tsikombakomba |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15C'est un arbre indéterminé, à bois blanc, employé pour tailler des pirogues monoxyles.
16On en faisait aussi des talismans pour ceux qui s'adonnaient au vol en bandes.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|