|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsikoko |
| Fototeny | 2koko |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5grime on the body, on garments, etc.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6crasse.
[1.8] 7crasse adhérente à la peau. 8Synonyme: tseroka. [1.5] |
| Ohatra |
9 ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|