|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsikoitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo boribory sady mbola tanora fanao eo afovoan' ny trano tomboka mba hanohana ny hazofisaka mitana ny tafo.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: fanorenana |
| Fivaditsoratra | 5 kitositra, 6 toky ratsy, 7 tsikoitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|