|
|
|
|

Teny iditra1 tsiketraketraka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(dihy) mangoleda, atao intelo isaky ny fiaingana...
4vao velarina miankavia miankavanana ny faladia (Feon-kirany: Isa, roa, telo: Rakotozafy; Ny any aminay: Rakotozafy; Rapikalahy: Ndemahasoa). [Bezanozano] [2.245#91]
Ohatra  5 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12