|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsikeraina |
| Fototeny | 2tsikera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay.
5(hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny. 6Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on critique.
[1.5] |
| Ohatra |
8 Azo tsikeraina ambony ihany ve izany?
[2.298#147]
9 Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. [2.606#93] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 itsikerana, 15 tsikeraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|