|
|
|
|

Teny iditra1 tsikelikely
Fototeny  2kely
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity. [1.1]
Ohatra  5 Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470]
6 Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471]
7 Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472]
Tovy hevitra  8andalandalana
Kamban-teny rehetra  9sary miova loko tsikelikely

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08