|
|
|
|

Teny iditra1 tsikala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata.
4Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  23tsikalana

Fivaditsoratra  24 kalsita, 25 lastika, 26 litsaka, 27 tsikala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19