|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsihifina |
| Fototeny | 2tsihika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany.
5Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela. 6(hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo?. [1.1] |
| Ohatra |
7 na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 fihatsiny, 13 tsihifina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|