|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsidika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 tsidika |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii).
[1.1] |
| Voambolana | 21 Haibiby: mampinono |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny Gidro |
| Fivaditsoratra | 23 ditsaky, 24 ditsika, 25 katsidy, 26 tsidika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|