|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 tsibolo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo dromatsy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4cil, poils. [1.13]
Voambolana  5 Haiaina
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)7 tsibolo
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9zavatra mitsilotsilo mandrakotra ny tsinay. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10villosité intestinale. [1.13]
Voambolana  11 Haiaina

Teny iditra (3/4)12 tsibolo
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14karazana fanday. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15chenille. [1.13]
Voambolana  16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  17tsibolobolo

Teny iditra (4/4)18 tsibolo
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20Hazo madinika tsy misy ravina (Hernonia scorpia). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21(de volo : poils, duvet, se dit des jeunes poussins qui sont nus, sans duvet, à la naissance).
22Par extension, nom des plantes sans feuilles :.
23Plumbago aphylla Bojer (Plumbaginaceae).
24Vendu sur le marché aux herbes de Tananarive.
25La décoction s'emploie en instillations et lotions de l'oeil en cas de conjonctivite ; aussi en gargarismes contre les gingivites.
26Anti-inflammatoire.. [Merina]
27Henonia scoparia Moq.
28(Amaranthaceae).
29Arbuste aphylle couramment employé à faire des balais.
30Nom et identité relevés par A.
31Grandidier.. [Bara] [1.196]
Voambolana  32 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08