|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsibokaboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka.
4Heverina ho boka fa tsy tena boka. [1.1] |
| Voambolana | 5 Kilalao |
| Fivaditsoratra | 6 bokabokatsy, 7 tsibokaboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|