|
|
|
|

Teny iditra1 Tsiarombavy
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3Ny vehivavy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy. [1.1]
Ohatra  4 Ato ny Mainty telo toko, ny tsiarombavy, ny Manendilahy, ny fananan' ny Manisotra; [2.857#]
Voambolana  5 Tantara: firenena
Mpanahaka  6 tsiarondahy, 7 tsiarondahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02