|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsianaby |
| Singan-teny | 2isika, 3aby |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Isika rehetra.
6(Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievina hoe: "Tsianaby"). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7nous tous.
8Quand quelqu'un éternue, on lui dit "ela velona", vive longtemps. 9Il répond "tsianaby", (vivons) nous tous. [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|