|
|
|
|

Teny iditra1 tsetsatsetsa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina.
4Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  13 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19