|
|
|
|

Teny iditra1 tsena lava
Singan-teny  2tsena, 3lava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny tsena ivarotana isan' andro, mifanohitra amin' ny tsena isan-kerinandro izay indray andro amin' ny herinandro ihany vao misy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12