|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsenaina |
| Fototeny | 2tsena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany.
5Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.). [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 itsenana, 11 tsenaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|