|
|
|
|

Teny iditra1 tselarana
Fototeny  2tselatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana afo mba hirehitra: Notselaran' ny sasany ny mololo teo an-tokotaninay halina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12