|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsatsoina |
| Fototeny | 2tsatso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony.
5Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny hevitro. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|