|
|
|
|

Teny iditra1 tsatsi-benitra
Singan-teny  2benitra
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo). [1.1]
Ohatra  5 Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12