|
|
|
|

Teny iditra1 tsatsahina
Fototeny  2tsatsàka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fotsiana (enti-milaza ny vary totoina fanintelony mba ho fotsy tanteraka): Ny tsatsai-bary no tsatsahinamba ho fotsy tanteraka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 tsatsahina, 10 tsiantsaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12