|
|
|
|

Teny iditra1 tsatohana
Fototeny  2tsatoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany.
5Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 tsatohana, 11 tsotahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12