Teny iditra | tsatoboly | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vodin javamaniry kely toy ny hita amin'ny tongolo hambolena [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bulbille [1.13] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||
Tovy hevitra | tsimoka | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |